mardi 16 février 2010

Anyah, interview sur "échos du capricorne " 10/02/10




Matokia,
Fa ho avy indray
Ilay andro
Izay niarahantsika roa
Foko tia manantena anio
Fitiavana tsy hivadika doria
Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony
Eo ihany ianao
Eo anilako eo
Hifarana ny sento sy toreo
Matokia fa ho indray
Ilay andro
Izay niarahantsika roa
Ny alahelo anao
Irey tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony
Eo ihany ianao
Eo anilako eo
Hifarana ny sento sy toreo
Mifarana
Ny sento sy toreo
Fitiavana tsy hiviadika doria
doria
sur gasykamanja

Aucun commentaire: