jeudi 11 juin 2015

Fokonolo , conteur Ambatofisaka 1976


Ié rone, kay ka raha
mamy, tintely, e rô ». Intely ny
anaran'io viavy io. Tintely, e
rone, na iza, hoy izy, fady, na iza
ino, homana an 'itoy aby ».
Mampotika, hoe, milelatra. « Tsy
ananam-pady ity, hoy izy, tsy
anaham-pady, hoy i abany
amin'ny endriny io, sambia
milelafa, sambia mangalofa ». Ny
avy ny olo dia mangalotra dia
homana anazy. « Ataovy tintely
ny anarany, rone ». Zay
nahavoahan'ny tintely ny tintele.

Aucun commentaire: