lundi 21 décembre 2015

sainte-nitouche n.f. {plur saintes-nitouches).- Mpihatsaravelatsitiy. aigreurs de Mémère harikivyn' ny Ramatoabe ?

saint, e n.-Olomasina: les plus grands saints ne sont pas
toujours des saints à miracle, ny olomasina ambony
indrindra dia tsy mandrakariva olomasina mpanao
fahagagana (Georges Bernanos).
saintement adv.- Amim-pahamendretiana; amimpahamaotinana
.
sainte-nitouche n.f. {plur saintes-nitouches).- Mpihatsaravelatsitiy.

Saint-Esprit n.m. -> Esprit.
sainteté n.f.- Fahamasinana. • Sa Sainteté, ny Papa
Ray Masina.
saint-frusquin n.m.inv- Hany mba akanjo.
saint-glinglin (à la) loc.adv.- Na oviana na oviana.
Saint-Père n.m. -> Père.
Saint-Siège n.m.- Sampan-dratiaratia manampy ny
Papa.
Saint-Synode n.m.- Filankevitra ambonin'ny Eglizy
rosiana.
saisi,en.-Olonanoraisim-pananana. • ad/-Noraisina
(fananana).
saisie n.f-Fakana.fandraofana. • saisie conservatoire
(lalàna), fandralsana itsimbinana (fametrahana ny
fananan'ny mpitrosa eo am-pelatanan'ny fitsarana
itsimbinana ny tompon-trosa);- saisie des données
(kajimirindra), fanangonana antontam-baovao amin'ny
solosaina;- saisie foraine (lalàna), fandraisana ny
fanaky ny mpitrosa mandalo.
---------------------
aigles n.f plur-Sarim-boromahery (marika amin'ny saina
sasany).
aiglon, onne n.-Zana-boromahery.
aigre ady.- Marikivy: fruit aigre, voankazo marikivy. •
Mihiakiaka, maranitra: voix aigre, feo maranitra. •
Mahasosotra, manindrontsindrona: fon aigre, fiteny
, manindrontsindrona. • n.m.- Harikivy.
aigre-doux, ce ady. (plur aigres-doux, doucesj - Mamy
marikivy: des fruits aigres-doux, voankazo mamy
marikivy. • Malefaka manindrontsindrona; mongemahalatsaka:
paroles aigres-douces, teny malefaka
manindrontsindrona..
aigrefin n.m.- Arara.
aigrelet, ette ady.- Marikivikivy.
aigrement adv.- Amin-kasosorana.
aigrette n.l.- Doko. • Sanga. • Vanobe.
aigrette, e ady. Dokoina.

aigreur n.f.- Harikivy: aigreur d'un fruit vert, harikivimboankazo
manta. •
Fahakintonkintona: aigreur de caractère, fahakintonkinton-toetra.

aigri, e ady. n.- Kintonkintoina.
aigrin n.m.- Karaza-paoma tànora.
aigrir v.fr. (2).- Mamparikivy: le citron aigrit mon thé,
mamparikivy ny ranomtraafotsy sotroiko ny ranomboasarimakirana.
Mahakintokintona: les déceptions
l'ont aigri, nahakintokintona azy ny fahadisoampanantenana
maro. • v.intr.- Mihamarikivy: le lait a
aigri nihamarikivy ny ronono. • s'aigrir v.pr. (2).- Mihakintonkintona;
son caractère s'est aign, niiiakintonkintona
ny toetrany.
aigrissement n.m.- Fihamarikivy. • Fihakintontintona
aigu, ë ady.- Maranitra: une lame de couteau aiguë.
lelan'antsy maranitra;une voix aiguë, feo maranitra. •

Manaikitra: douleur aiguë, taintaina manaikitra.

Aucun commentaire: