vendredi 18 décembre 2015

c l o c h a r d - Mpirenireny; mahantra.// sportif ,fétard, dragueur, le vrai Alika // sportif, ive adj.-Momba ny fanatanjahantena //fêtard n.m. (vt.).- Mpilanonana; mpilalao; mpanao fety.// dragueur, e u s e n.- Mpitady vehivavy eny an'arabe.// vrai, e adj.- fvlarina

cliver v.tr. (1 ).- Mamaky manara-tsosony:
cliverdumica,
mamaky eladrano manara-tsosony.
c l o a c a l , e, a u x adj.- M o m b a ny fanariana maloto. ^
''théorie c l o a c a l e (haitsikeratoetranaty),
fisainana
mihevitra fa mifangaro amin'ny lava-body ny lalana
ahaterahan'ny zaza.
cloaque n.m.- Fanariana maloto. • Rano maimbo mi-
androna. • Toerana maloto sy maimbo. • (haiaimbiby)
Lavabody sady l a v a - p a n a n a h a n a (an'ny v o r o n a
indrindra).
c l o c h a r d , e n.- Mpirenireny; mahantra.
c l o c h a r d n.f.- Karazana paoma renety.
clochardisation n.m.- Faharopiropiana.
c l o c h a r d i s e r v.tr. (1).- Maharopiropy.
c l o c h e n.f.- Lakolosy: mille cloches émues d'un funèbre
concert font retentir les nues, lakolosy arivo toa
mangorakoraka no nampanakoako ny rahona tamin-
dredom-peo mampalahelo (Boileau) • Tsangambava,
tsatokaty (fanaronana fôrômazy). • Vera boribory (aro-
zavamaniry). • Tavoara (fanaovana fanandramana
simika). • (fanatanjahantena)
Lakolosy mamarana
( f i f a n i n a n a n a h a z a k a z a k a a m - b i s i k i l e t a na a n -
tongotra). • c l o c h e à plongeur, bolan'antsitrika (fi-
taovana azo itoerana ao anatiny ka entina mandinika
ny anaty rano lalina);- c o u r b e e n c l o c h e ou courbe
de L a p l a c e - G a u s s , mailok'i Laplace-Gàuss (maneho
an-tsary lalàm-binavina Iray);- déménager à la c l o c h e
de bois, mifindra trano an-tsokosoko;- s o n de c l o c h e ,
feon'olona, tenin'olona: n'écouferpu'un son d e c/oche,
tsy mihaino afa-tsy feon'olon-tokana;- s o n n e r l e s
------------------------
en fait dossierKafka , dans dernier numéro , revue Books
tout article dipo pour étudiant gasy 
lien privé




@sainagasydadabe
dispo au CGM ?


------------------------

spontanéité n.f- Hatsora-po; hitsi-po.
spontanément adv.- An-tsitra-po.
sporadicité n.f- Fisehoana tsindraindray;
sporadicité
d'une maladie, fisehoan'aretina tsindraindray.
sporadique a d / - M i s y eny ho eny; miseho tsindraindray.
sporange n.m.- (haizavamaniry) Fonom-bihy, karakaran-
tolôho.
s p o r e n.f- (haizavamaniry)
Vihy.
sporozoaire n.m.- Mpihary vihy (biby kitiny).
sport n.m.- Fanatanjahantena. • c ' e s t du sport (vt.),
ho sarotra ity;- il v a y avoir du sport (vt), ho henjana,
, ho mafy ny raharaha.
sport adj.inv.- Enti-manao fanatanjahantena; costume
sport, fanamiana enti-manao fanatanjahantena. •
Mahitsy, tsara fo.

sportif, ive adj.-Momba ny fanatanjahantena: rencontre
sportive, fihaonan'ny mpanao fanatanjahantena. •
Mahitsy, tsara fo: esprit sportif saina mahitsy. • n.-
Mpanao fanatanjahantena: Z o est une fervente spor-
tive, mpanao fanatanjahantena mafana fo i Zo.

sportivement adv- Amin-kitsim-po.
sportivité n.f- Hitsim-po.
sportsman n.m. {angl.;plur sportsmen).- Lehilahy mpanao
fanatanjahantena.
sportswoman n.f. (ang/.;p/ur.sportswomen).-Vehivavy
mpanao fanatanjahantena.
sporulation n.f- Fihariam-bihy; fiterahana amim-bihy.
sporuler v.tr (1).- Mihary vihy; miteraka amim-bihy.
spot n.m. (teny anglisy).- Tsela-kazavana. • Tsela-do-
kambarotra.
--------------------------------------
f e s s e r v.tr (1).- Mikapoka amin'ny ravim-body.
f e s s i e r , ère adj.- An'ny ravim-body: muscles
fessiers,
hozatry ny ravim-body.
f e s s s i e r n.m.- Ny ravim-body roa.
f e s s u , e adj.-Be ravim-body.
festin n.m.- Fanasam-be: festin de mariage, fanasam-
be amin'ny mariazy.
festival n.m. {plur festivals).- Lanonan'ny haikanto:
festival de musique, lanonana m o m b a ny mozika.
festivalier, ère acfy.- M o m b a ny lanonan'ny haikanto. •
n.- Mpandray anjara amin-danonan-kaikanto.
festivité n.t.- Lanonana: les festivités de la fête de
/'/ndépendance.ny lanonan'ny fetin'nyfahaleovantena.
festoiement n.m.-Fanaovana
tanasam-be.
feston n.m.- Festôna.
fe^stonner v.tr.- Mampihaingo amin'ny festôna. • Manao
''tistôna.
festoyer v.intr. (9a).- Manao fanasam-be.

fêtard n.m. (vt.).- Mpilanonana; mpilalao; mpanao fety.

fête n.t- Fankalazana: la fête du 26juin, ny fankalazana
ny 26 jona. • Lanonana: les fêtes de fin d'année, ny
lanonana mamarana ny taona. • Fety: souhaiter la tête
â(jue/(7u'ua miarahaba olonatratrynytetiny. • a i r d e
fête, endrika miramirana;- ça v a être s a fête (vtbt),
voabedibedy iny anio;- être à lafête, dibo-karavoana;-
faire fête àquelqu'un, mandray olona amim-pitiavana
sy hafanam-po;-faire lafête, manao ny danin'ny kibo;-
fête fixe, fety raikitra, tsy miovaova tononandro (jereo
itsy ambany);- fêtes légales, fety feran'ny lalàna (ho
andro tsy iasana, fa andraisan-karama (jereo itsy
ambany);- fête nationale, fetim-pirenena (arakarak'ilay
firenena; ny antsika dia ny 26 jona isan-taona);- fête
populaire, lanonam-bahoaka (saika miovaova isam-
paritra; o h a t r a ny an'ny A n t a m b a h o a k a d i a ny
Famorana isam-pito taona; ohatra koa ny Famadihana
ataon'ny fianakaviana sasany dia amoriana vahoaka
hilanona);- n e p a s être à la f ê t e , ao anatin'ny
fahasahiranana.
Fêtes fixes: Circoncision, famorana an'i Jesoa Kristy
(1 janoary);- £p(p/)an/eou/esRo/s,fetin'ny Mpanfjaka,
fetin'ny Magy (6 janoary) ;- La Chandeleur, ny Jiro Masina,
na La Purification,
ny nidiovan'i Masina Maria (2
fabroary);- L'Annonciation,
ny F a n a m b a r a n a (25
--------------------------
dragonnier n.m.- Karazana hasina (hazo vahiny vaventy
sy ela velona). • Voantakasina.
drague n.f- Sambo kely na Iakam-be mpanadio sori-
drano na lalandrano. • (vt.).- Fitadiavam-behivavy.
draguer v.fr. (1).- Manadio: draguer un canal, manadio
lalandrano. • (vt.) Mitady vehivavy: draguer une fille
dans la rue, mitady vehivavy eny an'arabe.
dragueur n.m.-Sambo mpanadio lalandrano. • dragueur
de m i n e s , sambo mpanala bala an-drano.

dragueur, e u s e n.- Mpitady vehivavy eny an'arabe.


draille n.f. Tady mpitari-dakana. • Lalan'andiam-biby
mpifindra monina.
drain n.m.- (fitsaboana) Fantsona kely loadoaka (itsihi-
fana ranoka avy amin'ny taova). • Fantso-milevina
(itsihifana ny ranon'ny tany mando).
-----------------------------
 voyeur, e u s e n.- Tia jerijery vetaveta.
voyeurisme n.m.- Fitia jerijery vetaveta.
voyou n.m.- Jiolahim-boto.
voyouterie n.f.- Asan-jiolahim-boto.
vrac n.m.-Fangaro,korontana. • en v r a c , t s y f e h e z i n a ,
tsy fonosina, mikorontana.

vrai, e adj.- fvlarina: ce n'estpas
vrai que nous haïssons la vérité et ceux qui nous la disent..., tsy marina fa hoe
mankahala ny fahamarinana sy izay milaza azy
amintsika isika... (Pascal)
• Antonona, sahaza: sa vraie
place n'est pas ici, tsy eto ny toerana sahaza azy: •
n.m.- Ny marina, fahamarinana: le
vraipeutquelqùefois
n'être pas vraisemblable, indraindray ny marina dia
mety tsy hiendrika ho marina (Boileau) • à vrai dire,
raha ny tena marina;- Il est vrai, il est vrai de dire.

marina fa;- p a s v r a i , moa tsy izany, tsy izany va?;-
t o u j o u r s est-il v r a i q u e , na dia izany aza. • loc.adv.-
au v r a i , d e v r a i , araka ny marina;- d a n s le v r a i ,
marina tokoa;- p o u r v r a i , marina dia marina,
v r a i m e n t ao'i'.- Marina, tokoa.
v r a i s e m b l a b l e ady.- Miendrika fio marina, mety ho ma-
rina.
v r a i s e m b l a b l e m e n t adv.- Angamba, mety ho izany.
v r a i s e m b l a n c e n. f.- Fiendrehana ho mahna, fitovitoviana
amin'ny marina: "la découverte du vrai dans la plupart
des choses
dépend de la comparaison
des vrai-
semblances,
ny fahitana ny marina amin'ny anka-
beazan-javatra dia miankina amin'ny fampitahana an'
izay mitovitovy amin'ny marina".
v r i l l e nJ.- Tangoli-javamaniry: les vrilles de la vigne, ny
tangoliky ny sampahom-boaloboka. • Homamanta,
fangiringirihana. • descente en vrille, fianjeram-pia-
ramanidina mijadona sady mitangoiingolika.
v r i l l é , e ady.- Misy tangolika. • Mitangolika.



Aucun commentaire: